Soisa

Context of Soisa

I Soisa no anarana mahavantana iantsoana ny "Confœderatio Helvetica" (CH raha afohezina), anarana entin'ny firenena Confédération Suisse, firenena any amin'ny kaontinanta Eoropeana izay fefen'i Alemana, i Frantsa, i Italia, i Aotrisy ary i Liechtenstein. Efatra ny fiteny fampiasa any Soisa dia ny : alemana (die Schweiz), frantsay, italiana (Svizzera) et romansa (Svizra). I Soisa dia fivondronana Kaonto miisa 26 Kaonto soisa. Manana traik'efa hatry ny ela amin'ny tsy fiankinana na amin'iza na amin'iza i Soisa ary mampiantrano fikambanan'ny firenena mikambana maro.

More about Soisa

Currency:
Calling code:
+41
Internet domain:
.ch
Driving side:
right
Population:
8.466.017
Area:
41285
km2

Where can you sleep near Soisa ?

Booking.com
21 visits today, 315 Destinations, 6.650 Points of interest, 221.749 visits in total.