Balotsistàna
Context of Balotsistàna
I Balotsistàna dia faritra any Azia, izay mitsinjara amin' i Iràna (ao andrefana) sy i Afganistàna (ao avaratra) ary i Pakistàna (ao atsinanana, mamorona ny faritanin' i Balotsistàna). Ny vahoaka balotsy no maro an' isa amin' ny mponina any amin' io faritra io, izay miteny balotsy (anisan' ireo fiteny iraniana) na amin' ny fiteny brahoy (anisan' ny fiteny dravidiana), ka ny sasany aminy dia mitaky ny fizakan-tena na fahaleovan-tenan' io faritra io, sady matetika miady amin' ny tafika pakistaney, izany no atsoina hoe Ady Balotsy.
More about Balotsistàna
Population, Area & Driving side
- Population 19000000